Kolikoly amin’ny fangatahana asa

Accueil|Kolikoly amin’ny fangatahana asa
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 13-04-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #909

Nametraka dossier teny amin'ny SPSM aho, dia noraisin'ny tompon'andraikitra ny taratasy. Nalainy ny laharan'ny findaiko dia nantsoiny matetika aho. Kinanjo anefa tadiaviny hiarahana aho (ara-nofo). Tsy nanaiky anefa aho ka dia nampidiriko anaty liste noire izy ary tsy niverina any intsony aho.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire