Kolikoly amin’ny fangatahana asa

Accueil|Kolikoly amin’ny fangatahana asa
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 15-01-2014 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #910

Mba manana diplaoma ihany ny tena sady teratany ka dia nametraka dossier hidirana ho Superviseur d'équipe. Bac+II no ilaina, izaho anefa manana Maîtrise. Vao nahita ny diplaomako ry zalahy dia nifampijery. Tsy nisy olona manana Bac + II akory ireo efatra voaray. Ny dosieko àry tsy voavaky akory ary tavela any anaty poubelle satria aho sady olon-tsy fantatra no tsy nandoa vola. GRET no resahiko eto.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire