Education | Validation d’une unité | Ar
Date: 16-07-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #913
Mianatra ao amin'ny DEGS aho de tsy niafaka Première session tokony ho nahazoako Licence. Module anankiroa no tsy niazoko ka voatery tsy maintsy naveriko deuxième session izany, kanefa mbola tsy azo ihany ka notenenin'ny namako aho hoe: manantona an'i VONJY (tompon'ilay module) fa afaka io. Tonga tany aho ka noteneniny aho: raha miaraka aminao de omeko note mba hahafaka anao. Manaiky aho ka namonjy chambre zahay, dia afaka tokoa aho nony navoaka ny liste.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire