Kolikoly amin’ny fifindrana kilasy

Accueil|Kolikoly amin’ny fifindrana kilasy
Education | Autre | 400000 Ar
Date: 15-12-2014 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #911

Nampanaoviko concours tao amin'ny ENS ny zandriko. Natao ny test écrit afaka ny zandriko fa rehefa tonga anefa ny test oral dia niresaka tamiko ny mpampianatra iray isan'ny iray tamin'ny nampanao test fa tsy maintsy mandoa vola raha te ho afaka ianao. Nolaviko tany anaty eritreritro izany dia nilaozako izy ary tsy naloako ilay vola. Vokany tsy niafaka ilay zandriko.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire