Douanes | Autres | 8000000 Ar
Date: 29-07-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #727
Misy ny examen douane izay nahafantarako fa misy olona izay miandraikitra ao, ny namako izay manao examen amin'io dia milaza fa misy olona miasa ao ihany milaza fa mandoa 40 millions dia tonga dia tafiditra na dia tsy tonga aza amin,ny période d'examen
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire