Kolikoly Enam

Accueil|Kolikoly Enam
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: Début 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1081

Tamin'ny fifaninanana hidirana ho mpianatry ny ENAM farany teo, efa hifarana ny fandraisana antontan-taratasy ahafahana mifaninana izay vao tonga taty Toliara ireo ekipan'ny ENAM. Fanavakavahana izany, tsy fitiavana ny hafa ho tafiditra.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire