Secteur privé | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #562
Ny eto Morondava ,nalaza ny ONG de developpement dia ONG mianakava satria tsy ny akamaroan'ny mpiasa ao dia fianakaviana iray ihany. Raha te hiditra hiasa ao enao dia mandoa ampahany amin'ny karamanao ary efa resahana mialohany ny idiranao na amin'ny entretien fa tsy manaiky anio dia tsy ho voaray mihitsy enao.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire