Kolikoly misy eo amin’ny sofera sy ny polisy

Accueil|Kolikoly misy eo amin’ny sofera sy ny polisy
Police | Circulation | 50000 Ar
Date: 12-11-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #608

Indray andro taorinan'ny lozam-pifamoivozanatany amin'ny lalana makany Salary iny dia nanao hetsika lehibe ny mpitandron'ny filaminanaho filazana ny sofera taxi-brousse mba tsy hitondra entana afa tsy ny olona entiny. Saingy taty aoriana amin'izao andro izao dia toy ny rano araraka andaosin'ny gisa fotsiny ilay hetsika natao fa dia tena hita tsy misy henatra toy izao fa mitaky vola amin'ny mpamily foana ireo polisim-pirenena ireo dia voatery tsy maintsy mitondra entana ilay mpamily satria na mitondra entana na tsy mitondra izy dai takin'ireo polisy vola ihany!! Izany tompoko zava -misy teny amin'ny lalam-pirenena faha sivy iny.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire