Kolikoly tamin’ny fakàna Position militaire

Accueil|Kolikoly tamin’ny fakàna Position militaire
Gendarmerie | Autre | 30000 Ar
Date: 14-03-2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #906

Ilana position militaire ny fifaninanana ho mpiasam-panjakana ka voatery aho naka an'izany teny Andohalo. Kaporaly iray no nandray ahy ary nitakiana 30 000 Ar. Mba hahazoako ny zavatra ilaiko dia nataoko izany. Efa io ho izy no akana an'ilay kanefa tsy nomeny rosia aho.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire