Kolikoly teny amin’ny fitsarana

Accueil|Kolikoly teny amin’ny fitsarana
Justice | Autre | Ar
Date: 04-03-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #807

Ny fianakavianay nivarotra tany an-tsokosoko. Rehefa nojerena ny tany namidiny dia efa maromaro ihany. Tratra ihany izy anefa ny farany ka dia nampiakarina teny amin'ny fitsarana ny raharaha. Ary teo indrindra no nisian'ny kolikoly teo amin'io fianakavianay io sy ny mpitsara. hany ka ny didim-pitsarana izay tokony efa hivoaka dia nihemotra foana. saingy tsy ao an-tsain'ireo mpitsara ireo hoe ny marina tsy mba maty.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire