Kopia

Accueil|Kopia
Services administratifs divers | Autre | 4000 Ar
Date: 09-09-2014 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #338

Misy olona iray nanambotra kopia ny zanany, efa vita ny fitsarana fa ny hamoahana ny kopia ao amin'ny kaominina sisa. Nolaiziny tao fa fotoana lavalava vao vita ilay kopia raha tsy manome vola. Nomena mo ilay vola ka ny ampitso ihany dia vita ilay izy.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire