Etat Civil | Acte de naissance | 2000 Ar 
Date: 12-05-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #363 
Nanao kopia ny zanako izaho tamin'io boriborin-tany io, ary nahita soratra alohany hiditra tao fa 200 Ar ny manao kopia dia ny ampitso alaina. Noho ny tonga tao dia nanontany ny tao hoe ilaina maika anga le izy? eny ho aho fa maika ihany ka. Nilaza ndray ny tao hoe 2000 ar de andrasanao eo de vita vetivety. Hoy aho namaly hoe aleo aho miverina rampitso fa tsy maninona.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
							- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment