Laisser passer

Accueil|Laisser passer
Gendarmerie | — Choisissez le sujet — | 5000 Ar
Date: 2014 , Vakinankaratra – Antsirabe I | Rapport #152

Rehefa nandea t@lalana ho any antsirabe iny izahay dia nisy ireo gendarme manakana misav taratasy.nidina ilay chauffeur ary nanome ny permis, ka teo no hita fa apetraka ao @faran'ny permis ilay volaa avy eo di mahazo mandeha.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire