Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | Ar
Date: 13 Mars 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1176
Nanao legalisation Carte Nationale d'identité tao amin'ny commune ny tenako.Tonga de nanatona teo amin'ny acceuil moa ny tenako de napetrako ilay izy deoe miverena afaka roa andro,de gaga zaho fa ahoana no afaka roa andro farany raha tianao ho vita malaky karatrinao ty dia mametraha kely aloha de hariva amin'ny telo miverena,tsy nametraka an'izay vola izay anefa ny tenako fa hariva zaho miverina.Nony tonga ny hariva dia nalaiko ilay karatra dia hotrininona nomanao an'ilay legalisation 3000 ar de ataovy anaty rosia asako fa ilaiko.Tsy nanaiky izany anefa ny tenako fa dia 1000 ar iany no naloako satria izay ro itako mi-afficher ivelany ao
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire