Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | 5000 Ar
Date: 17 janvier 2013 , Menabe – Morondava | Rapport #1209
raha nanao legalisation tao amin commune ny tenako dia nampandoavina vola 5000 ar ny tenako ary tsy nomeny raha tsy afaka 3andro fa tsy ao hono ingahy PDS ka voatery tsy maintsy niamby azy hono.rrehefa tonga ny fotoana fangalana ilay legalisation dia nitaky ilay recu nandoavana ilay vola moa ny tenako dia ataony sary tsy hainy ilay fa oe tsy izy hono no nandray an izany vola izany.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire