Gendarmerie | Autre | 200000 Ar
Date: 07-08-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #538
Nisy omby very tao amin'ny fokotany anakiray rehefa natao ny fanarana dia dia niditra taminy vohitra be izany ny omby ary rehefa notazoniny dia ireo sefo be kolonely,Procurera, C.B izy ireo tazana ao ka rehefa tafiditra ao ity mpanara dia ity dia nasain-dry zareo hametra kely vao nimpody amin'ny ombiny.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire