maitre FRAM manana havana ambony

Accueil|maitre FRAM manana havana ambony
Education | Autre | Ar
Date: 01-06-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #521

Nisy fitadiavana maitre FRAM izay natao teto amin'ny faritra Menabe ka anisany voaray ity zazavavy iray ka niasa tany ambanivohitra ka ny namany anankiray dia roa volana ihany dia efa nifindra toerana any an-drenivohitra satria hono izy manana havana ao amin'ny ministera.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire