Autre | Autre | Ar
Date: 15-02-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #839
Hita @ haino aman-jery matetika rehefa misy olona tratra ka nanao asa ratsy fa misy kosa tsy hita misty rehefa olona eo anivon'ny fitondrana, na manam-boninahitra fa afenina. efa endrika kolikoly ihany izany satria tsy fantata ilay olona nanao azy sy ny tena loza de tsy fahalalana na migadra na mivototra ireny olona ireny
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire