Services municipaux | — Choisissez le sujet — | Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #706
Misy mpiasa amin’ny kaominina manery ara-toerana handoavam-bola satria mpivarotra amoron-dalana. Misy amin’ireo mpivarotra amoron-dalana takian’ny kaominina vola de mahazo toerana tsara, nefa misy tena mihafy eo amina toerana tsy zarizary. Mitaraina izy ireo noho ny fanilikilian’ny fivondronana azy ireo satria izay manome vola ihany no omena toerana tsara.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire