Manavakavaka mpivarotra

Accueil|Manavakavaka mpivarotra
Autre | Autre | Ar
Date: 22-08-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #824

Misy mpiasa amin'ny kaominana manery an-toerana handoavam-bola satria mpivarotra amoron-dalana. Misy amin'ireo mpivarotra amoron-dalana takin'ny kaominiona vola be mahao toerana tsara nefa misy tena mihafy eo @ toerana tsy zarizary. Nitaraina izy iero noho ny fanilikilian'ny fivondronana azy iero satria izay manome vola ihany no omena toerana tsara

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire