Autre | Autre | Ar
Date: 11-06-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #828
Misy mpiasa malagasy ambonibony toerana sy sinoa manao fanjanaham-bola tsy ara-dalana . Mampisam-bola ny mpias izy ka maka ambony ny vola alain'ny mpiasa rehefa faran'ny volana fandraisam-bola. Ohata maka 10000 Ar any aminy dia mamerina izany 12000 Ar amin'ny faran'ny volna. Izay hoe ny sinoa no mamatsy vola azy ireo
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire