Mitady asa sy concours

Accueil|Mitady asa sy concours
Services administratifs divers | Autre | 4000000 Ar
Date: 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #509

Zaho nandefa fangatahana tamina asa nataoko dia maromaro izahay nandefa tao ka izay fahafantatry ny olona amin'io orinasa io ihany no raisina ary ampidirina miasa dia tys miasa izay satria tsy mahay olona ao. Tamin'ny concours nataoko dia tsy afaka ary tsy tafiditra amin'ny concours natao satria tsy manam-bola.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire