Secteur privé | Autre | 4000000 Ar
Date: 16-10-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #771
Izaho nandefa demande tamin’ny asa dia maromaro izahay nandefa tao ka izay fahafantaran’ny olona amin’io orinasa io ihany no raisina ary ampidirina miasa dia miasa izay satria tsy mahay olona ao. Tamin’ny concours nataoko dia tsy afaka ary tsy tafiditra amin’ny concours natao satria tsy manana vola.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire