Mpanangom-bokatra

Accueil|Mpanangom-bokatra
Impôts | Autres | Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #511

Maro ny mpandrandraharaha madinika mba te hanodina ny volany dia tys afaka noho ny fanakarana ny hetra ,tsy tokony ho izy nefa ireo mpandraharaha efa atao hoe "matanjaka" tsy hakana izanyka faka manodivotra ny vidim-boketra satria tsy miala "hetra" dia eo ny madinika tsy afaka manodina ny vola kely, ka miafara amin'ny fahalaniany ambelo-tanana, ka mahatonga faharefoana eo amin'ny vahoaka.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire