Fokontany | Autre | Ar
Date: 18-10-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #834
Mpiasan'ny fokotany vitsivitsy no mandeha mitety tsena isan-karazany, manome ticket iray izy ireo dia mandoa ny vidin'ilay ticket ny mpivarotra. Mitaraine nefa ireto farany fa ny ticket sy ny adidy @ FKT aloha foana nefa tsy misy fandraisana andraikitra ataon'ny FKT mihintsy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire