Naka taratasy teny amin’ny boriborintany

Accueil|Naka taratasy teny amin’ny boriborintany
Services administratifs divers | Autre | 700 Ar
Date: 07-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #282

Tsy nety nandray anay tamin'ny ora nomena anay ilay mpiasa, fa rehefa nisy ramatoa nanolotra vola dia nomeny ny taratasin'io.

Nitroatra ny olona sisa saingy narirarirany hoe mbola sy nisy vita ny taratasy ambiny.

Nandoa vola kely daholo izahay, hay kay ilay taratasy efa vonona tao ihany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire