Nanamarina iraka fandalovana tao amin’ny fokontany

Accueil|Nanamarina iraka fandalovana tao amin’ny fokontany
Fokontany | Autre | Ar
Date: 20 juin 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1221

Raha nanao asa fanentanana tao amin'ny fokontany namahora nord ny tenako dia tsy afaka manao sonia sy ni-visé ny ordre de mission izy raha tsy mametraka kely.Nanda izany moa izahay ka nampilaza ireo lehibenay ka izy ireo no nifampiresaka sy nampahafantatra ny asa izay natao

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire