Nanamarina ny iraka fandalovana tao amin’ny FKT Namahora Nord

Accueil|Nanamarina ny iraka fandalovana tao amin’ny FKT Namahora Nord
Fokontany | Autre | Ar
Date: 20-06-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #996

Raha nanao asa fanentanana tao amin'ny fokontany namahora nord ny tenako dia tsy afaka manao sonia sy mametaka caché ny ordre de mission izy raha tsy mametraka kely.Nanda izany moa izahay ka nampilaza ireo lehibenay ka izy ireo no nifampiresaka sy nampahafantatra ny asa izay natao

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire