Services municipaux | — Choisissez le sujet — | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #180
Eny ambohhimanarina dia isakiny lundi katramin'ny jeudi no mandray dossier ny ao @commune rehefa anao bulletin de naissance dia ny zoma tontolo andro tsy mandray dossier intsony fa natao hamoahana ilay buletin de naissance. Tsy mbola nisy olona nandoa vola nihoatra hatramin'izay fa vita soa amantsara daholo ny bulletin rehetra.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
Laissez un commentaire