Etat Civil | Autre | 3000 Ar
Date: 01-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #185
Rehefa nanao bulletin de naissance tao amin'ny firaisana izaho sy ny zandriko dia nisy lehilahy mainty fihodirana mpiasa ao amin'ny Kaominina nanatona anay fa tsy afaka manao bulletin de naissance nandritra ny fotoana lavalava ny kaominina , fa raha manome azy izahay dia insisteny ilay olona manao azy dia vita (vao eo amin'ny vavahady dia maro izy ireo no manatona).
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire