Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | 6000 Ar
Date: 21-08-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #145
Nisy olona taraiky ny nanaovany karapanondroeo @1 volana, eo dia nisy olona niteny teo am-pidirana teo omeo 6000 ar aho dia vita eo ny eo ny kara-panondro. Dia avy ilay olona nanaiky satria te havita ny kara-panondrony dia nanome izy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire