Nanatitra dossier de mutation

Accueil|Nanatitra dossier de mutation
Education | Autre | 500 Ar
Date: 12-09-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #280

Rehefa hanatitra dossier dia efa ho tapitra ny ora fiasana kanefa mbola betsaka ny olona tokony ho raisina dia niteny izy fa lavitra ny toerana hodian'ilay mpiasa kanefa raha manaiky handoa vola hataony saran-dalana ireo dia afaka mandray ihany izy na dia efa tapitra aza ny ora fiasana.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias

Laissez un commentaire