Nandoa hetra tao amin’ny Impot

Accueil|Nandoa hetra tao amin’ny Impot
Impôts | Autres | 1030000 Ar
Date: 21-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #995

Raha nandoa hetra tao amin sampandraharaha misahana izany ny tenako dia vola 100000 Ar no nampandoaviny ahy ka afaka 3 andro vao miverina mangala ireo taratay nandoavana azy.Rehefa niverina nefa ny tenako aoriany izay dia tsy araka ny vola naloko no tao anaty  facture fa vola 30000 Ar monja ary nampahafantariko azy ilay vola dia afaka telo andro indray miverina mangala ny ambiny 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire