Services municipaux | Autre | 4000 Ar
Date: 15-12-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #965
Rehefa nankao ao @ Arrondissement etsy Andrefan’Ambohijanahary dia tonga dia misy rangahy mandray anao eo ambaravana.
« Tsy aleonao ve mandoa 4.000Ar toy izay 7.000Ar?
Aty amiko ianao tsy mila recu sady tsy milahatra. »
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire