Etat Civil | Nouvelle CIN | 4000 Ar
Date: 2014 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #596
Very ny kara-panondroko dia namboarina tao amin'ny district ary vao eny ambaravarana dia misy olona maro mitsena, ary ny mahagaga tena miady ry zareo, ary tsy amboarany azy dia 4000ar nefa misy declaration de perte sady mazava tsara nefa mbola ilain-dry zareo vola koa, nefa araka ny tokony ho izy dia tsy tokony andoa vola .
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire