Justice | Autre | Ar
Date: 02-12-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #994
Nanao fangatahana hangala bulletin n°3 ny tenako dia andro iray ihany dia vita ilay izy no vola naloako tamin'izany dia vola 1000 Ar fotsiny izany hoe dia mbola madio tanteraka ny fomba fiasany ireo olona misahana izany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire