Santé | Autre | 100000 Ar
Date: 06-08-2016 , Menabe – Morondava | Rapport #993
raha niditra hopitaly tao amin chrr ny tenako dia tao min'ny chirurgie no nidirako,rehefa tonga ny fotoana anantanterahana ny fandidiana dia maro tokoa ireo fanafody nampividiana nataony ireo mpandidy ka rehefa vita ny fandidiana dia notakiany ireo havako facture ireo mpandidy de hoy izy ireo tsy zaranao ve vototra ny aina.Nefa volabe tokoa no lany tamin'ilay vidimpanafody ary marihiko fa mbola nisy fanafody tsy nampiasaina kanefa dia tsy hita taratra izany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire