Nosakanan’i polisy sy naka papier

Accueil|Nosakanan’i polisy sy naka papier
Police | Circulation | 10000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #132

Nosakanan’ilay polisy ny fiara izay nohentiko tokony ho tamin’ny 8 ora maraina. Tsy nikatona tsara ny varavarana arina. Nalain’ny permis de conduire ary nambarany avy atrany fa 150000fmg vao azo io papier io. Voatery nanome vola azy aho 50000fmg vao naveriny. Nambaran’io polisy io fa ao amin’ny poste de polisy antanandro no misy azy manana n°39.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire