Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | 2000 Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #154
Nila casier judiciaire maika za nanaovana concours, tao@ firaisana naka copie de henon'ilay lehilay 1 za niresaka t@le olona niresaka t@ko dia avy de nanantona izy nilaza a izy hono mahita olona mahavita azy eo ny eo fa mila manome vola kely zaho.Nolaviko avy hatrany izany moa satria za tsy manao kolikoly izany n'ininona miseho;
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire