Secteur privé | Autre | Ar
Date: 18-06-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #532
Nisy ONG anakiray nitady mpiasa izay mahay ny toerana isana any ambanivohitra hanao enquete ary mila mahafanatatra ny kaominina izay anaovana enquete ny Agent. nefa rehefa nivaly ilay lisitra tsy olona avy eto an-toerana no voaray fa ny olona avy any Antananarivo daholo izay tsy maba mahafantatra ny kaominina aty morondava ar na resaka Sakalava.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire