Oniversite

Accueil|Oniversite
Education | Autre | Ar
Date: 22-05-2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #358

Mpiara-mianatra aminay ao amin'ny departemanta iray izaho sy ity olona ity. Nanao fanadinana izahay ka tsy nanatrika izany ity tovovavy ity. Noho ny nivaly anefa ny fanadinana dia gaga be ny tenako fa nahazo naoty ary nahazo isa ambony izy tamin'io. Atao peta-drindrina manko ny naoty dia hita eo avokoa ny taranja sy ny naoty azo ary ny taranja averina. Tsy izaho irery no gaga tamin'izay fa ny mpiara mianatra fa samy tsy sahy miresaka be lotra mo le izy sao dia simban'ireo mpampianatra ny naoty.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire