Operation fahalemana

Accueil|Operation fahalemana
Autre | Autre | Ar
Date: 2015 , Menabe – Manja | Rapport #560

Tany amin'ny distrikan'ny Manja no niseho ity tranga mampalahelo ity . Mandritra ny operation fahalemana nataon'ireo miaramila malagasy tany amin'ny distrikan'ny Manjany taona 2015 dia mihamanjeky sy mikorotana  ny tany noho ny fandraisan'izy ireo vola any amin'ny mpangalatra na olon-dratsy. 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire