Secteur privé | Autre | 400000 Ar
Date: 07-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #516
Nisy recrutement tao amin'ny orinasa tsy miankina atao hoe CSUD izay tany Anatananarivo ny fotony. Ambarako fa tena mifanaraka amin'ny fianarana nataoko izy io nefa tsy afaka aho noho ny tenako tsy nandoa ny 400000ar izay notakiany tamiko
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire