Passeport

Accueil|Passeport
Passeport | Nouveau passeport | Ar
Date: 11-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #222

Rehefa nanamboatra passeport izaho dia nisy polisy vavy iray nanatona ahy fa raha tsy mandoa vola izaho dia tsy ho vita mihitsy ny pasipaoroko sy ny an'ny zandriko.

Nandà nefa izaho ka niditra tao amin'ny birao natokana ho amin'izay.

Rehefa tao anefa dia vita soa aman-tsara ihany izany na dia tsy nandoa vola miohatra aza izahay fa ara-dalàna tsara ny zava-drehetra.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire