Transport | — Choisissez le sujet — | 20000 Ar
Date: 12-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #656
Nisedra olona izahay tao anaty taxi-brousse iray raha sendra polisy de la route , nijanona ilay fiara, nitajy vola tamin'ny sofera ilay polisy. Nanome ilay sofera fa vola kely ka tsy afa-pony polisy ka tsy navelany nandeha ilay fiara , voatery ilay patron no nifampiresaka tamin'ilay polisy sady nanampy vola 20000ar vao navelany ilay fiara. Tokony ho ora iray izahay no voatazona teo.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
Laissez un commentaire