Police | Circulation | Ar
Date: 17-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #347
Nisakana moto ireto polisy tamin'izay, lehilahy iray sy vehivavy iray samy tsy manao fiarovana izy ireo ka voasakana teo. Rehefa nijerena ny sady tsy misy taratasy no tsy misy fiantohana ilay moto. Nahita izany ity tompony moto dia namoaka ny karatra maha miaramila azy netiny niresaka tamin'ireo polisy. Vokatr'izany dia nalefa nandeha fotsiny ilay miaramiala avy eo.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire