Polisy

Accueil|Polisy
Police | Circulation | Ar
Date: 10-12-2014 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #360

Voasaka ireto mpitaingina môtô izay nanao taingin-droa nefa tsy nanao fiarovana, rehefa nisavana ny tarasy dia mbola tsy ara-dalana ihany koa. Niezaka mafy ny hanome vola ireto farany mba hanoizana ny dianef tsy nanaiky hatramin'ny farany ilay polisy fa mandeana any amin'ny birao ianareo mandoha ny sazy mifanandrify amin'io fandikana lalana nataonareo io.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire