Police | Autre | 500 Ar
Date: 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #556
Eo amin'ny toerana atao hoe Tsimahavaobe eto Morondava dia misy polisy roa mpanakana ireo fiara izay mandalo na manara-maso ny fifamoivoizana eo amin'ny lalam-pirenena faha dimy ambitelopolo. Izy ireo dia maka vola an'ireo taxi-brousse rehetra izay mampitohy an'i Mahabo sy Morondava ka rehefa nandalo eo ny fiara dia tsy maintsy mandoa vola.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire