Raharaham-pitsarana

Accueil|Raharaham-pitsarana
Justice | Jugement | Ar
Date: 04-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #837

Tovovavy kely vao 15 taona mpianatrin'ny Saint Famille Mahamasina no voalaza fa niaraka tamin'na zanaka avocat efa 20 taona. Nitory anefa ny RAD ity tovovavy ity niakatra fitsarana ny rahahara satria voalaa fa naolan'ity tovolahy ity ny zanany ka tsy nanaiky izay izy ireo. Noho natao anefa ny fitsarana dia tsy voaheloka ity lehilahy satria nisy ny firaisna tskombakomba teo @ ireo mpitsara sy ilay avocat rain'ilay tovolahy

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire