Recrutement

Accueil|Recrutement
Entreprise publique | Recrutement | 200000 Ar
Date: 10 mars 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1175

Nisy recutement tao amin'ny finance ka olonairay ihany no ilaina izay hanao femme de menage,maro tokoa izayno namaly niantso ka mila mandalo teste oe,natao ny entretien dia telo izahay sisa farany de aona ozizy tianao ve io poste io,tsynandà moa ny tenako satria iza no tsy te hiasa farany dia raha tena tianao io dia tokony hanome kely ahy ianao.votery tsy maintsy nanome moa ny tenako satria mafy tsy miasazao

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire